Teny iditra | 1 paradizy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Fonenan' ny olona tsara fanahy aorian' ny fahafatesana, araka ny finoana kristianina, izay iainany ao anatin' ny fahasambarana ateraky ny fahitana an' Andriamanitra 4 Toerana mahasambatra sy mahafinaritra: Tena paradisa kely ity sahanareo mangatsiatsiaka feno voninkazo ity [1.1] |
Voambolana |
5 Fivavahana, finoana |
Tsipelina hafa | 6 paradisa |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |