Teny iditra | 1 pararatra |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Ny fifantsitsiran' ny rano amin' ny siny loaka na ny fianjeran' ny voan-javatra madinika raraka avy ao amin' ny harona na kitapo itoerany. |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] dripping, dropping through |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#478] Chute, jaillissement de l’eau, des grains à travers un trou, à travers des fentes |
Sampanteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2025/03/30 |
![]() |