Teny iditra | 1 parasy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Bibikely mitsentsitra ny ran' ny biby lehibe sy ny olona ka manaikitra mampangidihidy izaitsizy: Mitondra areti-mifindra toy ny pesta ny parasy |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] a flea. See Parandy, Pia [Swa, papasi, ticks.] 5 [1.7] a flea |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3, 2.415, 1.8, 1.13] puce 7 [2.415] se disait des parasites |
Ohatra |
8 Ny andro voalohany nianarana, dia nanome fanazavana Ramose momba ny pesta, ny asan' ny voalavo sy ny parasy amin' ny fielezan' ny aretina. [2.472] |
Voambolana |
9 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
Mpanahaka | 10 parapandy, parasaingy |
Kamban-teny |
|
Anaram-biby |
|
Ohabolana | 18 Ohabolana misy io teny parasy io |
Lahatsoratra |
19 Randzavola: parasy ao amin' ny Baiboly |
Fivaditsoratra | 20 aspirà, parasy |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |