Teny iditra | 1 pataloha |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1][pataloa] Akanjo ambany fitondran' ny lehilahy, mandrakotra ny tongotra roa tsirairay avy, hatreo amin' ny valahana, ary mivady amin' ny palitao |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2, 1.7] trousers 5 [1.2] See saroaly |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3, 1.8, 1.5] pantalon |
Ohatra |
7 Hay tsy pataloha iray iny anaovany iny, fa pataloha roa nataony mifanosona [2.4] 8 pataloha roa aman' olona sy satroka penjy iray avy koa, no nomeny azy mirahalahy sy azy mianadahy avy. [2.470] |
Voambolana |
9 Toe-karena: zaitra |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Tsipelina hafa | 12 pataloa |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 14 holapata, pataloha |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |