Teny iditra pendrampendrana (pendrana)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Jembijemby, tsy mahita tsara noho ny hazavana mitaratra [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy flickering, blinking [Richardson 1885]
Fandikana frantsay qui clignote, qui est ébloui par la lumière [Abinal 1888]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra pendrana

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31