Teny iditra (1/2) | 1 perana |
Fototeny | 2 petra |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Rarana, sakanana: Pero mafy ny zanakao tsy hilalao eo amoron-tevana |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 9 perana |
Fototeny | 10 petra |
Sokajin-teny | 11 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
12 [1.1] Hafatrafarana: Nopeperan-drainy izy hanao fasana Didiana: Nopeperan' ny fanjakana tsy hisy vola hivoaka any ivelany |
Tovy hevitra | 13 peperana |
Fivaditsoratra | 14 pañare, pañera, perana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |