|
|
|
|

Teny iditra1  petaka an-toko
Sokajin-teny  2  kambanteny
Singan-teny  3  petaka, toko
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] enti-milaza zavatra natao antemaka, tsy dia mafy rafitra fa kongorevo, vita tsizarizary
Tsipelina hafa  5  petatoko

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29