Teny iditra | 1 petra-kevitra |
Singan-teny | 2 petraka, hevitra |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.13][petrakevitra] hypothèse 5 [1.5#143] hypothèse |
Ohatra |
6 Matetika dia matetika anefa no tsy mitombina ireo foto-pahalalana ireo raha tsy amin' ny lafiny ifandraisany amin' ny petrakevitra teo am-piandohana, ary dia voafetra araka ny toerana sy ny vanim-potoana ny fananany hery. [4.27] |
Nohavaozina tamin' ny 2024/08/13 |