Teny iditra pi-
Sokajin-teny endritenin' ny hoe pika
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 

Teny iditra pi
Sokajin-teny anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy Ny isa avy amin' ny refim-paribolana zarain' ny refin' ny savaivo [3.1]
Fanazavàna teny anglisy The number obtained when dividing a circumference by its diameter [3.1]
Fanazavàna teny frantsay Le nombre qu'on obtient en divisant une circonférence par son diamètre [3.1]
Voambolana 
Tsanganana sy sary iray takila Ny isa

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/26