Teny iditra piaka ampinga
Singan-teny piaka ; ampinga
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fikapohana ampinga sy fampandihizana azy ho marika fanehoan-kafaliana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Action de frapper sur le bouclier en le brandissant; démonstration de joie, acquiescement [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/22