|
|
|
|

Teny iditra1  piho
Sokajin-teny  2  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana pihina [Fitanisana]
Ohatra  3  [1.1] piho rano kely aho fa mafana
4  [1.1] piho amin' izay ny jiro hatoriana
5  [1.1] piho amin' izay ny elo fa efa maloka
Fototeny  6  pika

Fivaditsoratra  7  piho, pohi, pohy

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/19