Teny iditra pimaso (py, maso)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy baiko atao amin'ny alalan'ny maso [Rakotosaona 1975]
 Baiko atao amin' ny maso (na hiantsoana olona na handrarana azy tsy hiteny...) [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy (pi-maso) a wink of the eye. [Richardson 1885]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31