Teny iditra | 1 pimaso |
Singan-teny | 2 py, maso |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.78] baiko atao amin'ny alalan'ny maso 5 [1.1] Baiko atao amin' ny maso (na hiantsoana olona na handrarana azy tsy hiteny...) |
Fanazavàna teny anglisy |
6 [1.2] (pi-maso) a wink of the eye. |
Fivaditsoratra | 7 amposy, pimaso |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |