Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Haianarantany
Fafana sy Tsanganana
Fiovana
|
|
|
|
Teny iditra
pin
dy
Sokajin-teny
anarana
Fanazavàna teny malagasy
Fanapitihana zavatra amin' ny fanondro izay aforitra amin' ny ankibe ka atsotra tampoka sy mafy
Mitovy hevitra:
tsipindy
[
1.1
]
Sampanteny
matoantenin' ny mpanao :
manapindy
matoantenin' ny iharana :
pindina
,
voapindy
matoantenin' ny fameno :
anapindiana
anarana :
fanapindiana
,
fanapindy
,
mpanapindy
,
pindipindy
,
tsipindy
mpamaritra :
mahapindy
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31