Teny iditra tsipindy (pindy)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Famelezana amin' ny rantsan-tanana, izay aforitra dia alefa tampoka hipaika amin' ilay asiana [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

2013/06/04