|
|
|
|

Teny iditra1  pintsampintsana
Fototeny  2  pintsana
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Sampanteny 
4  Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  5  Olona keliray na kelireny fa kinga;maivamaivana sy mailaka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6  svelte, mince et agile [1.3]
Tovy hevitra  7  pintsana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05