Teny iditra pitraka > fitrakana (traka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanarenana ny loha hiatrana tsara [1.1]

Fivaditsoratra 

Teny iditra pitraka > fitraka (traka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina mitraka, izany hoe manarina ny loha hiatrana tsara: Mahafinaritra ny mijery ny fitrakan' ny miaramila rehefa manao matso [1.1]

Fivaditsoratra