|
|
|
|

Teny iditra1  pitsoka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fifandisoan-taolana
Folaka: Pitsoka ny tongony havia
Fahasimbana fanalahidy
4  [1.13] fifandisoan'ny vanintaolana
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.13] luxation
Voambolana  6  Fahasalamana
Sampanteny 
7  Matoantenin' ny mpanao :
8  Matoantenin' ny iharana :
9  Matoantenin' ny fameno :
10  Anarana :

Fivaditsoratra  11  apitsok, kopitsa, patsoky, pitsoka, potsika, tsapoky, tsipoka

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31