Teny iditra | 1 pnemônia |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Aretina avy amin' ny mikraoby manokana mpamely ny havokavoka: tampoka ny fiaviany, mangatsiaka mafy ny tena ary tsaroana misy maharary mafy ao amin' ny tratra toy ny misy manevitevika; sarotra ny fiainana; misy kohaka fohy ary ny rehoka mivolona harafesina 4 [1.13] karazana aretin'ny havokavoka |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.13] pneumonie |
Voambolana |
6 Fahasalamana |
Tovy hevitra | 7 amonia, tevika |
Fivaditsoratra | 8 naempony, nempoina, niempoan, pamenony, pnemônia |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |