|
|
|
|

Teny iditra1  poa-bary
Singan-teny  2  poaka, vary
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] ny vary akotry atono eo am-patana ka mipoapoaka
enti-milaza ny poa-basin' ny miaramila izay miara-mirefodrefotra tsy araka ny baiko nomena azy
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] pétillement du riz qu'on grille
coups de fusil tirés sans aucun ordre par plusieurs soldats
6  [1.196] (de poaka : petite explosion ; et vary : riz). Riz décortiqué dont les grains sont torréfiés à sec : ils éclatent comme ceux du « pop-corn », d'où le nom. Objet d'un petit commerce.

Nohavaozina tamin' ny 2024/08/13