Teny iditra | 1 pokanelina |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.62#849] voankazo fihinana, maniry amin' ny faritra mafana sy be orana, matevina ny hodiny ka mavo manopy mainty rehefa matoy, fotsy malemy toy ny abobo mandry ny nofony any manome tsiro mamy |
Voambolana |
4 Haizavamaniry: hazo |
Tovy hevitra | 5 voazato |
Fivaditsoratra | 6 nakolepany, pokanelina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |