|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  voazato
Sokajin-teny  2  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny frantsay  3  [1.3] divisé en cent, mis par centaines
Fototeny  4  zato

Teny iditra (2/2)5  voazato
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7  [1.1] Karazan-javamaniry fihinam-boa, paokanelina
8  [1.62] hazo fihinam-boa, maniry amin' ny faritra mafana sy be orana, matevina ny hodiny ka mavo mara mainty rehefa matoy, fotsy malemy toy ny abobo mandry ny nofony ary manome tsiro mamy; ilazana ihany koa ny voan' io zavamaniry io
Voambolana  9  Haizavamaniry: voankazo
10  Haizavamaniry: hazo
Fototeny  11  voa, zato
Tsipelina hafa  12  voanjato
Tovy hevitra  13  pokanelina

Fivaditsoratra  14  voatazo, voazato

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21