Teny iditra poketra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy The ankle bone. See kitrokely [1.2]

Teny iditra poketra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazana lasaka kely mazàna vita amin' ny hoditra, fitondran' ny vehivavy an-tanana ka ataony fasiana ny zavajavatra madinika tsy misaraka aminy, toy ny mosara, vola, sns.: Nanjary fomban-kaingon' ny vehivavy ankehitriny ny poketra noho ny bikany sy ny hasarobidin' ny zavatra nanaovana azy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A purse, a handbag, a small portmanteau [1.2]
Ohatra Lehilahy izy io, ary tiako ho fantatra ny misy ny poketrany na amin' ny paosiny aoriana na tsia. [2.4]
Haiendriteny 
Tsotra : poketra, poketrako, poketranao, poketrany, poketratsika, poketranay, poketranareo
Kamban-teny 
Ny fihaviany Anglisy: pocket.
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/23