Teny iditra (1/3) | 1 -poly |
Sokajin-teny | 2 endritenin' ny hoe foly |
Teny iditra (2/3) | 3 poly |
Sokajin-teny | 4 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
5 Fandraisana sady famoriporetan-javatra amin' ny rantsantanana mba ho potika na halemy [1.1] |
Sampanteny |
|
Teny iditra (3/3) | 11 poly |
Sokajin-teny | 12 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
13 Anana voahahy atao fitaiza hohanina [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
14 (de poly, racine verbale ; action de monder les plantes ; de les préparer pour la conservation, notamment en vue d'en faire des tisanes) Herbes potagères qu'on récoltait à la bonne saison et qu'on faisait sécher en vue de les conserver. On en faisait des potages pendant la saison sèche (cité par Malzac). Ce mot est probablement à l'origine des noms de plantes que nous avons cité : ampody, ampoly, popoly, etc. [Merina]
[1.196] |
Voambolana |
15 Haizavamaniry: anana |
Fivaditsoratra | 16 lopy, -poly, poly, lopy, -poly, poly |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/20 |