Teny iditra | 1 poretina |
Fototeny | 2 poritra |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Terena: Aza poretinareo aho fa avelao handeha Terena amin' ny tanana, razana: Noporetiny ny sandriko ka nikiakiaka aho |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to be squeezed; to be constrained |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] qu'on presse, qu'on contraint |
Ohatra |
7 Nentin-kiry i Dada indray andro, na raha tsy izany noporetin' ny tsi-fananan-dava, ka nony henony ilay filazana momba ny tanim-panjakana, mba namangitra teo izy. [2.472] |
Haiendriteny |
|
Tsipelina hafa | 12 poritina |
Fivaditsoratra | 13 naporeti, notaperi, poretina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |