|
|
|
|

Teny iditra1  poritina
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Terena: Aza poretinareo aho fa avelao handeha
Terena amin' ny tanana, razana: Noporetiny ny sandriko ka nikiakiaka aho
Ohatra  4  [2.996] poritina hatraiza hatraiza izahay, nefa tsy tery;
Fototeny  5  poritra
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  10  poretina

Fivaditsoratra  11  napoitry, naporiti, nipoitra, poritina

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21