|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  potika
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Sombina, vaky: Poti-kena
4  [1.13] sombinjavatra kely
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.13] particule
Kamban-teny 
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny potika io

Teny iditra (2/2)9  potika
Sokajin-teny  10  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  11  [1.1] Rovitra, hotohoto, voarotika: Potika ny akanjony avy tao anatin' ny fifanjevoana tao / Hataoko potika ialahy fa aza be lama eo
Sampanteny 
12  Matoantenin' ny mpanao :
13  Matoantenin' ny iharana :
14  Matoantenin' ny fameno :
15  Anarana :
16  Mpamaritra :

Fivaditsoratra  17  kapoty, kitapo, patiko, pitako, pokaty, potaky, potika, tapoky, topika

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21