Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Haianarantany
Fafana sy Tsanganana
Fiovana
|
|
|
|
Teny iditra
potsa >
po
tsaka
Sokajin-teny
anarana
Fanazavàna teny malagasy
Fisehoana sady fahavakisana; fipoiran-javatra eny ivelany; fivoahana avy ao anaty
[
1.1
]
Sampanteny
matoantenin' ny mpanao :
mamotsaka
,
manapotsaka
,
mipotsaka
matoantenin' ny iharana :
apotsaka
,
tafapotsaka
,
voapotsaka
matoantenin' ny fameno :
amotsahana
,
anapotsahana
,
ipotsahana
anarana :
famotsahana
,
famotsaka
,
fanapotsahana
,
fanapotsaka
,
fipotsahana
,
fipotsaka
,
mpamotsaka
,
mpanapotsaka
,
potsapotsaka
mpamaritra :
kapotsaka
,
mahapotsaka
Kamban-teny
manao potsa-molotra
Fivaditsoratra
patsoka
,
potsaka
,
tsopaka