|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  ranao
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Fifandraisana: fianakaviana
Fanazavàna teny malagasy  4  zaobavy [1.476]
Fanazavàna teny anglisy  5  a word for zaobavy [Provincial] [1.2]

Teny iditra (2/2)6  ranao
Sokajin-teny  7  anarana ra sy mpisolo
Fanazavàna teny anglisy  8  your blood [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  9  ton sang, votre sang [3.1]
Ohatra  10  Mba ra malagasy ihany anefa ny ranao, ry Ikotofetsy, ka dia sahy mandroso ny Malagasy mpiray tanindrazana aminao hopotehin' ny balan' ny mitrailleuses gouvernementales, toy izao! [2.285#]

Fivaditsoratra  11  anaro, arano, arona, aroña, orana, ranao, raona, roaña

Nohavaozina tamin' ny 2024/09/02