|
|
|
|

Teny iditra1  Rabezezika
Singan-teny  2  be, zezika
Sokajin-teny  3  anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Ohatra  4  Ary dia odihavandra no azy, ka rabezezika no atao ny anarany. [2.48]
Voambolana  5  Fivavahana, finoana
Tsanganana sy sary iray takila  6  Ny sampy taloha

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/21