Teny iditra | 1 rabitro |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] jereo bitro |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] a rabbit |
Ohatra |
5 [2.996] ary ny rabitro, satria mandinika ihany izy, nefa tsy mba mivaky kitro; |
Voambolana |
6 Haibiby: mampinono |
Tovy hevitra | 7 bitro |
Fivaditsoratra | 8 barotry, boritra, rabitro, trobary |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |