Teny iditra (1/2) | 1 rado |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Fehivozona vita amin' ny vakana volamena na volafotsy. [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 a particular kind of necklace of beads, glass, silver, gold, etc. [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 collier de perles, d'or ou d'argent [1.3#497] |
Ohatra |
6 rado miampy voahangy ve sa ny haba volamena? [2.1022] 7 Harambato no solovozona anaovany, ala mikirindro no kapaoty maitso itafiany, ary riambato fotsy misasasasa avy any an-tampony any no rado volafotsy mamiratra ihaingoany. [2.499] |
Sampanteny |
|
Teny iditra (2/2) | 13 Rado |
Sokajin-teny | 14 anaran-tsamirery (solon' anarana) |
Fanazavàna teny malagasy |
15 solon' anaran' i Andriamanantena Georges [3.1] |
Asa navoany |
16 Etsy, matoria 17 Lapan' ny tananan' Antananarivo 18 2002 Tsy maintsy mipoaka ny sarom-bilany |
Tsanganana sy sary iray takila |
19 Anarana indrana 20 Solon' anaranan' ireo mpanoratra malagasy |
Fivaditsoratra | 21 daro, dora, drao, droa, odra, Rado, rado, roda, daro, dora, drao, droa, odra, Rado, rado, roda |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/20 |