|
|
|
|

Teny iditra1  raha baka misisika ianao, izaho kirongo tsy azo idirana
Singan-teny  2  raha, baka, misisika, ianao, izaho, kirongo, azo, idirana
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  teny ifanaovan' olona roa mifaninana ilazany fa samy manana ny toetra mahakinga azy avy izy ireo ka tsy matahotra ny hifanandrina [1.1]
Tovy hevitra  5  raha baka mihorirana ianao, izaho kirongo tsy azo idirana, raha mihenjan-ko mahazaka ianao, dia mba midiridiry ho amponga kosa aho

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/30