Teny iditra raha jaka dia jaka tokoa
Singan-teny raha ; jaka ; tokoa
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Teny atao rehefa manolotra ny jakam-pandroana ka entina miala tsiny amin' ny hakelin' ny zavatra atolotra [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/27