|
|
|
|

Teny iditra1  raha jaka dia jaka tokoa
Singan-teny  2  raha, jaka, tokoa
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] teny atao rehefa manolotra ny jakam-pandroana ka entina miala tsiny amin' ny hakelin' ny zavatra atolotra

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07