|
|
|
|

Teny iditra1  raharahaina
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Karakaraina: Tsy noraharahainy ny fambolena nataony ka levona fotsiny
Atao ho zavatra: Tonga teo aho fa tsy noraharahainy akory
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] to be made a matter of business
5  [1.7] to be directed, to be looked after (ot business affairs, etc.)
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] qu'on dirige, qu'on surveille
Fototeny  7  raharaha
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny raharahaina io

Fivaditsoratra  13  iraharahana, raharahaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21