| Teny iditra | 1 rahariva |
| Singan-teny | 2 raha, 3 hariva |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Ohatra |
5 Afa-tsy izany, hiverina indray ny tsindrona indroa rahariva sy ny sisika.
[2.4#40]
6 rahariva amin' ny valo ny fotoanantsika. [2.472#242] 7 Ary rahariva, dia miangona indray, dia handro rano ny andriana. [2.48#158] |
| Voambolana | 8 Fotoana |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26 |
|