|
|
|
|

Teny iditra1  raha tany
Singan-teny  2  raha, tany
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1#807] toy ny raha tsotra ihany, saingy manantitrantitra kokoa ny fisian' ilay fepetra: Raha tany mihira ianao, dia homeko vola
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#499] si par hasard, supposé que, dans le cas où
Ohatra  6  raha tany misy hotsaka, misy sahona [2.69#247]
7  Tsy maninona, raha tany manta, feno herana sy tsilo, ilay tany [2.472#150]
Tsipelina hafa  8  rahatahinyka

Fivaditsoratra  9  ahiratan, haatrany, haiñatra, hanaitra, hanitara, haratany, hatarany, hianatra, hiataran, hiatrana, hitarana, iharatan, itrahana, nahatray, nahirata, niharata, raha tany, tanarahi, taranahi

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21