Teny iditra raha vao
Singan-teny raha ; vao
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Mitarika fehezankevitra milaza fotoana hentitra: Raha vao maneno ny lakolosy, dia tsy maintsy miditra ny mpianatra [1.1]
Ohatra Ilezo ihany no nanontaniako, raha vao tonga aho [2.324]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/27