Teny iditra | rahefa (raha, efa) | |||
Sokajin-teny | tambinteny | |||
Famaritana malagasy | Mitarika fehezan-kevitra milaza fotoana ka mazàna: a) zavatra mbola ho avy no lazainy: Rahefa tonga izy dia ento aty amiko; 2) na zavatra fanao matetika: Rahefa misaotra izy, tsy diso ny mitsikitsiky kely [Rajemisa 1985] | |||
Fandikana frantsay | après, lorsque, quand [Abinal 1888] | |||
Tsipelina hafa | rehefa | |||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| |||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |