Teny iditra (1/3) | 1 rahona |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fitambaran' entona avy amin' ny ranon' ny renirano, ony, farihy, ranomasina donafan' ny hainandro, ka mitangorona eny amin' ny habakabaka ary milatsaka ho orana raha sendra miova ho mangatsiaka ny toetr' andro |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] a cloud. [Mal. Awan, a cloud: Polyn. Ao, aho, and aonga.] 5 [1.7] a cloud |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3#499, 1.8] nuage |
Ohatra |
7 Tery am-paravodilanitra tery no nisy rahona kely nitomandavana. [2.471] 8 Dia ora-madinika nahavonto lamba nentin' ny rahona nanafotra ny lanitra, izay nampisoka tsy fidiny ny volana aman-kintana. [2.529#] |
Voambolana |
9 Haitoetrandro |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaram-biby |
|
Ohabolana | 22 Ohabolana misy io teny rahona io |
Lahatsoratra |
23 Randzavola: rahona ao amin' ny Baiboly |
Sary |
|
Teny iditra (2/3) | 25 rahona |
Sokajin-teny | 26 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
27 [1.1] Teny atao amin-katezerana mba haniniana olona noho ny ratsy nataony |
Fanazavàna teny anglisy |
28 [1.2] fig. a threat, a menace 29 [1.7] a threat, a menace |
Fanazavàna teny frantsay |
30 [1.3#499, 1.8] menace |
Sampanteny |
|
Mpanahaka | 36 rahonavis |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (3/3) | 38 rahona |
Sokajin-teny | 39 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
40 [1.2] gilding |
Sampanteny |
|
Fivaditsoratra | 44 aharon, arahon, hanaro, hanora, haoran, harano, haroan, harona, naharo, naraho, rahano, rahona, rohana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |