Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : rahona | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Aza miakatra ho rahona ka mihelin- | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ne montez pas comme un nuage pour vous dissiper en brouillard. [2.165 #844] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Be fandrahonana hoatry ny ampanga : mbola any an-tany, ka mamonkin-totohondry. [2.415 #5595]
Be fandrahonana ohatra ny ampanga : mbola any an-tany dia mamonkina totohondry. [2.558 #889] Be fandrahonana, ohatra ny ampanga: mbola any an-tany, ka mamonkin-totohondry. [2.653] Be rahona tahaky ny ampanga : any an-tany ka | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | L' inférieur qui s' emporte contre son supérieur n' est fort qu'en menaces, comme la fougère qui sortant à peine de terre montre le poing. [2.415 #761]
Plein de menaces comme la fougère : à peine sort-elle de terre qu' elle se contracte et montre le poing. [2.415 #5595] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Allusion à la forme de la fougère. [2.415 #5595]
Le proverbe fait allusion à ce que la fougère sortant de terre, à la forme d' une main fermée ; il se disait en général des menaces vaines et non suivies d' effet. [2.415 #761] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 3 | Izay mijery helatra, tsy maintsy mandinika ny rahona. [2.558 #1513]
Izay mijery ny helatra tsy maintsy mandinika ny rahona. [2.165 #2161, 2.415] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ceux qui regardent la foudre doivent observer les nuages. [2.415 #6113]
Ceux qui regardent les éclairs doivent observer les nuages. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 4 | Mifanoto rahona. [2.415 #3271] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Affaires nombreuses sont comme nuages qui s' entrechoquent. [2.415 #3271] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 5 | Ny alahelo toy ny rahona : rehefa mavesatra mianjera. [2.165 #1018, 2.415 #5566] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Le chagrin est comme un nuage : quand il devient assez lourd, il tombe. [2.415 #5566]
Le chagrin est comme un nuage: quand il est assez lourd il tombe. [2.165 #1018] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 6 | Ny tsiny tsy mba mivongovongo tahaka ny rahona, fa misokosoko tahaka ny fanala, tsy hita ka mahangoly. [2.653 #2456, 2.974 #275]
Ny tsiny tsy mba mivongovongo tahaky ny rahona, fa misokosoko tahaky ny fanala, tsy hita ka mahangoly. [2.415 #6432] Ny tsiny tsy mivongovongo ohatra ny rahona, fa misokosoko toy ny fanala, nefa mahangoly. [2.558] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Les blâmes secrets ne s’amoncellent pas en flocons comme les nuages; ils s’insinuent comme le froid : vous n'apercevez rien, et vous voilà transi. [2.974 #275]
Le sentiment de la culpabilité, cela ne se montre pas comme un amas de nuages, mais cela vient comme de la gelée blanche qu' on ne voit pas et qui engourdit. [2.415 #6432] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 7 | Tsy mety rehefa niakatra ho rahona, ka vao hidin- Tsy mety rehefa niakatra ho rahona, ka vao hiverin- | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Lorsqu' on s' est élevé pour être un nuage, il ne convient pas de revenir pour être brouillard. [2.415 #3081] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Il ne faut pas s' abaisser, s'avilir. [2.415 #3081] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||