Teny iditra | 1 raiketana |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Ametahana: Tsy azo raiketana taratasy ity rindrina ity fa malamalama |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] see Raikitra 5 [1.7] to be agreed to |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3] à quoi on attache, on colle, on adhère 7 [1.8] sur quoi on colle |
Fototeny | 8 raikitra |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 13 iraketana, naretakay, naterakay, raiketana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |