|
|
|
|

Teny iditra1  raiki-tahotra
Singan-teny  2  raikitra, tahotra
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  feno horohoro, azon'ny tahotra sy ny horohoro mafy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  Stuck with fear [1.2]
6  frightened, terrified [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7  épouvanté [1.5]
Ohatra  8  Nivarahontsana sy raiki-tahotra foana teo Rasoa nandre ny fandrahonan-janany azy. [2.470]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12