|
|
|
|

Teny iditra1  raiki-tahotra
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  feno horohoro, azon'ny tahotra sy ny horohoro mafy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  Stuck with fear [1.2]5  frightened, terrified [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  épouvanté [1.5]
Ohatra  7  Nivarahontsana sy raiki-tahotra foana teo Rasoa nandre ny fandrahonan-janany azy. [2.470]
Singan-teny  8  raikitra, tahotra

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12