Teny iditra raiki-pitia
Singan-teny raikitra ; fitia
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Tia fatratra, adalam-pitia amin'ny olona iray, lefaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Greatly beloved [1.2]
 In love, attached to someone [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Amoureux passionné [1.8]
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12