Teny iditra raiki-tahotra (raikitra, tahotra)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy feno horohoro, azon'ny tahotra sy ny horohoro mafy [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy Stuck with fear [Richardson 1885]
 frightened, terrified [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay épouvanté [Rajaonarimanana 1995]
Ohatra Nivarahontsana sy raiki-tahotra foana teo Rasoa nandre ny fandrahonan-janany azy. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 84]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31