Teny iditra | 1 raikitelo |
Singan-teny | 2 raikitra, telo |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Lalan-kevitra entina mikajy halavana, isa, vidin-javatra, miainga avy amin-javatra roa efa fantatra. Ohatra: Ariary 24 no vidin' ny temitra 3m; ohatrinona no vidin' ny temitra 14m ? |
Voambolana |
5 Matematika: rafitrisa |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/21 |
![]() |