Teny iditra raiki-trosa (raikitra, trosa)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy ananan' olona trosa be ka tsy mahaloa [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy Having got into debt [Richardson 1885]
 in debt [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay endetté [3.1]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31