Teny iditra | raikona | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Fofon-javatra may [1.1] | ||
Fanazavàna teny anglisy | The smell of fat burnt in cooking, the smell of burning hair, feathers, etc. [1.2] | ||
Ohatra | Maimbo raikona eran'ny trano!
[1.223] | ||
Kamban-teny |
| ||
Tsipelina hafa | rainkona [1.2] | ||
Fivaditsoratra | akorany, ankiroa, koriana, okarina, raikona |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |